Teny iditra (1/3) | 1 valo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fito ampiana iray: Efatra ampiana efatra valo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] eight |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.5, 1.8] huit |
Isam-pirenena |
6 [3.1] 8 VIII |
Ohatra |
7 Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Raboto. [2.471] 8 Soavaly valo no mipitrapitra sy mijaridina tsara toa miandry fotoana izay hiantsoana azy hiasa. [2.470] 9 Vao valo taona angamba aho, ary efatra izy? [2.5] |
Voambolana |
10 Matematika: rafitrisa |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny valo io |
Tsanganana sy sary iray takila |
29 Ny isa 30 Fifanampiana 31 Fampitomboana |
Lahatsoratra |
32 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Teny iditra (2/3) | 33 valo |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.1] fiovana ho tsara, baboka, fifonana |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [1.3] changement en bien, repentir, action de demander pardon, de s'excuser |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 42 valo |
Sokajin-teny | 43 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
44 [1.196] (dans son sens général, ce mot signifie : repentir, action de demander pardon). Nom donné à des arbres à écorces fibreuses, très solides, qui servaient dans le passé à lier les captifs. C'est probablement l'origine de leur nom. Parmi les très nombreuses espèces ainsi désignées, nous avons relevé suivant les dialectes :
|
Voambolana |
45 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 53 lavo, lova, valo, vola |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |