|
|
|
|

Teny iditra1  vanobe
Singan-teny  2  vano, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fotsy tanteraka ny volony fa ny ranjony sy ny vavany no vony tanora; amin' ny toerana be farihy sy ony lehibe ary amin' ny heniheny no ahitana azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] le héron Goliath de couleur rousse. Ardea goliath.
Voambolana  6  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23