|
|
|
|

Teny iditra1  vanofotsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] héron blanc. Ardea alba, L.
4  [4.22] la grande aigrette (Casmerodius albus)
Ohatra  5  [2.48] Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika.
Voambolana  6  Haibiby: vorona
Singan-teny  7  vano, fotsy
Tovy hevitra  8  langaraka, langorofotsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10