Teny iditra | 1 vanomainty |
Singan-teny | 2 vano, mainty |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] héron noir tacheté de blanc aux ailes. Ardea gularis, Bosc. |
Ohatra |
5 Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48] |
Voambolana |
6 Haibiby: vorona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |