Teny iditra 1/2 | vaovao (vao) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany [1.1] | ||||||
Zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro [1.64] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Actualités, informations, nouvelles [1.64] | ||||||
Ohatra | Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa:
[2.472] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Lohateny | |||||||
Teny iditra 2/2 | vaovao (vao) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | New [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nouveau, neuf [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Lohateny | |||||||
Fivaditsoratra | avoavo, ovaova, vaovao, voaova, voavao, voavoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |