Teny iditra | 1 varidimiventy |
Singan-teny | 2 vary, dimy, venty |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy |
Ohatra |
5 Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa? [2.996#] 6 Ny varifitoventy sahy kianja ny ilavoamena mitam-pihavanana fa ny ariary no vola malaza nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho [2.131] |
Voambolana |
7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny varidimiventy io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |