Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : varidimiventy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Tsy Tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On n' a pas de quoi acheter et on demande le prix, on n' a que quelques centimes et on les promène partout. [2.415 #4409] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des vaniteux et des fanfarons. [2.415 #4409] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Varidimiventy namidy takotra, ka varo-maty Varidimiventy namidy takotra : varo-maty | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Varidimiventy namidy trafonkena. [1.1]
Varidimiventy namidy Varidimiventy namidy Varidimiventy namidy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Kely ihany fa misavily any an-katony; kely ihany fa lasana ambony: ilazana zavatra kely jerena toa tsy inona, nefa nahazoana na nahavitana zava-dehibe. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pour un sou de viande du cou: ce n' est qu' un petit morceau, mais il se balance sur la nuque (du bœuf, quand il est vivant). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce morceau occupe une position proéminente. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||