|
|
|
|

Teny iditra1  varimbazaha
Singan-teny  2  vary, vazaha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-bary famboly indrindra any amin' ny tany mangatsiaka (Eoropa, Amerika avaratra...), ahazoana ny lafarina, izay anaovana ny mofo atao hoe mofo dipaina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] (lit. foreigner's rice) wheat and other European cereals
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] le froment, le blé
7  [1.8] blé
8  [1.196] (de vary : riz, céréale ; et vazaha : les étrangers, venus d'au-delà des mers). Le blé, Triticum vulgare L. (Poaceae), autrefois cultivé après la conquête coloniale, surtout aux environs d'Antsirabe et de Fianarantsoa. Une minoterie a même fonctionné de 1910 à 1925 pour produire la farine nécessaire aux Européens. Aujourd'hui beaucoup de Malgaches des villes ont adopté le pain, surtout pour le repas de midi, mais on doit importer le blé ou la farine. [Merina]
9  [Betsileo]
Ohatra  10  tany vokatra varimbazaha, orja, voaloboka, aviavy, ampongabendanitra; [2.996]
Voambolana  11  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/11