|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  varotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy
Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] selling, trade, commerce
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8, 1.13] vente, commerce
6  [1.3] négoce, trafic, marchandise
Ohatra  7  Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470]
8  Ny fanambadiam-varotra|barotra|baro-varotra|barotra|baro, ny varotra|barotra|baro misy rahateo. [2.48]
Voambolana  9  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  74  Ohabolana misy io teny varotra io
Lahatsoratra  75  Randzavola: varotra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)76  varotra
Sokajin-teny  77  anarana
Fanazavàna teny frantsay  78  [1.196] (déformation de voarotra). Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles. [Betsimisaraka]
Voambolana  79  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  81  ravatro, varatro, varotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02