|
|
|
|

Teny iditra1  varotra an' elakela-trano
Singan-teny  2  varotra, elakelaka, trano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny
Tovy hevitra  5  varotra an-kobohobo

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23