Teny iditra | varotra omby anaty ambiaty (varotra, omby, aty, ambiaty) | ||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||
Famaritana malagasy | fivarotan-javatra tsy eo ambany maso fa any lavitra any ka atao tsara laza fotsiny; varotra ifanambakana [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana frantsay | litéralement: vente de boeufs cachés dans les ambiaty; figuré: vente malhonnête [Abinal 1888] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |