Teny iditra | 1 vary lena |
Singan-teny | 2 vary, lena |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] riz mouillé qui s'accordent, s'entendent, s'aiment |
Ohatra |
5 Raha mahita mpangalatra hianao, dia vary lena hianao sy izy, ary miombona amin'ny mpaka vadin'olona hianao. [2.996] |
Fivaditsoratra | 6 ivelaran, lavareny, nivelara, vary lena, velarany, velarina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |