Teny iditra (1/2) | 1 vata- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vatana |
Ohatra |
3 [2.472#147] Momba ny vata-miaramila gasy indray, adim-bazaha tsy azy iny ady iny 4 [2.529#33] Nohidiny ny vata-vy, dia norovitiny ireo taratasy, vao nodorany teo ambony bakoly |
Teny iditra (2/2) | 5 vata |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vata ny lamba madio Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] a box; a trunk or suitcase; a rice-measure |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] caisse; malle, mallette; mesure de capacité |
Ohatra |
10 [2.69] vata roa mitsontsorika ny orony; 11 [2.117] Ataingina eo ambony talantalana io vata io. 12 [2.442] Alaivo ao anaty vata ao raha hijery ianareo. 13 [2.895] Sao dia amin' iroa vata anankiroa roa angaha. |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny vata io |
Fivaditsoratra | 25 tava, vata, vata- |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |