|
|
|
|

Teny iditra1  Vatamena
Fototeny  2  vata, mena
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  4  dia ravatamena, any Ambatomanga atsinanana. [2.48]
5  Manjakatsiroa, ary iny akeky azy alohany, ary dia Kelimalaza, ary dia Fantaka, dia Behaza, dia Tsimalialahy, dia vatamena ... [2.48]
Voambolana  6  Fivavahana, finoana
Tsipelina hafa  7  andriambatamena, ravatamena
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  9  mañatave, Vatamena

Nohavaozina tamin' ny 2021/05/26