|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vatan' akondro
Singan-teny  2  vatana, akondro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilay taho ben' ny akondro mitondra ny tenany manontolo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] Le faux tronc du Bananier
Ohatra  6  Ary rehefa tafiditra ny vatanakondro sy ny fary, dia nirotsaka tao ampahibe; [2.59#]
7  ary nytenany nidaraboka tahaka ny vatanakondro: ny rà nitirifika sy nifantsitsitra hatraiza hatraiza ka nahakotsa ny tarehin-dRatsialainkery sy ny fitafiany. [2.587#]
Voambolana  8  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)9  vatan' akondro
Singan-teny  10  vatana, akondro
Sokajin-teny  11  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.196] Figuré: sans goût, insipide

Fivaditsoratra  13  vatan' akondro, voantandroka

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/11