|
|
|
|

Teny iditra1  vato filokana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Tovy hevitra  4  vato torahana, vato tsipazana
Singan-teny  5  vato, filokana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01