Teny iditra vato ateli-mamba (vato, telina, mamba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza zavatra afoy, tsy misy hevitra ny hahazoana azy intsony; enti-milaza ny tenin' olona efa ho faty izay tsy maintsy tovina tanteraka, na koa teny na tsiambaratelo tanana mafy tsy atao misy mahalala [Rajemisa 1985]

2012/04/22