|
|
|
|

Teny iditra1  vato filokana
Singan-teny  2  vato, filokana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra
Tovy hevitra  5  vato torahana, vato tsipazana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01