Teny iditra | 1 vato namelan-kafatra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#398#1018] enti-milaza ireo olona mahatana tsy miova izay teny napetraka taminy, olona nametrahana teny ka tsy manova izany 4 [1.1] litéralement pierre sur laquelle a été gravé un testament ; figuré: fidèle exécuteur testamentaire, sur qui reposent les dernières volontés de quelqu’un, surtout des rois |
Singan-teny | 5 vato, amelana, hafatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |