Teny iditra vavy antitra
Singan-teny vavy ; antitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Jereo vaviantitra []
Ohatra 
1Mahita vavy antitra mitanjaka: nenina, henatra, fahavalo [1.381]
2Mihahohaho olona ilay toerana, lahy sy vavy antitra sy tanora, hatramin' ny ankizy madinika [2.472]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26