|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vazaha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ireo olona avy any Eoraopa: Tamin' ny taona 1.500, hono, no nahitan' ny Vazaha voalohany an' i Madagasikara
Hevitra itarina : Rehefa mety ho vahiny avy any ampitan-dranomasina na avy an-tany hafa.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a foreigner, esp. a European
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#820] nom générique des nations étrangères, surtout de la race blanche
6  [1.8] étranger, surtout européen
7  [1.5#327] Nom générique des étrangers, surtout des Blancs, Européens, spécialement Français
Ohatra  8  Hitanareo ireo vazaha, Sinoa, Karana [2.332#46]
9  Mahatsiaro ny baikom-bazaha ny zokinjokiny [2.445#81]
10  Manao tokantrano imaso amim-bazaha i Bola [2.471#67]
11  Tamin' ny fahadimy amby roapolo andro dia tonga ny vazahanay niaraka tamin' ny mpandika teny malagasy iray [2.643#37]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Lohateny  120  Malgaches et Vazaha à Tamatave (1854-1885) : Métissages et médiations sur la côte Est de Madagascar (Bois Dominique)
Ohabolana  121  Ohabolana misy io teny vazaha io

Teny iditra (2/2)122  vazaha
Singan-teny  123  vazaha
Sokajin-teny  124  anarana
Fanazavàna teny frantsay  125  [1.196] (sens général : étranger ; mais il a probablement une autre origine car cette plante est bien autochtone). Aristea kitchingii Baker (Iridaceae). Nom et identité dans le Compendium de Baron, dans Malzac, etc. Ce dernier auteur écrit : « herbe dont on fait des corbeilles ; et dont les racines sont un vésicant ». [Merina]
Voambolana  126  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  128  havaza, havazà, hazavà, hazava, vazaha, zahava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08