Teny iditra | 1 veloma |
Fototeny | 2 velona |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny mpamaritra velona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] may you live! Farewell! Adieu! Thank you |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Adieu! Vive! Merci! 7 [1.5] adieu, vivez |
Ohatra |
8 veloma Razay, veloma e! [2.324] 9 Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. [2.470] 10 Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny veloma io |
Fivaditsoratra | 17 alevom, veloma, volame |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |