Teny iditra velon > velona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny zanakazo namboleko ~ Mbola velona any ihany va re izay Rabe e!
Mandeha tsara, afaka mandeha: Efa velona ve ilay fiarakodianao?
Maneno, midoboka, mirefodrefotra: Velona ny lakolosy ~ Velona ny amponga ~ Velona ny tehaka raha vao nitsangana fotsiny izy
Mirehitra (amin' ny hevitra ara-bakiteny sy an' ohatra): Efa velona ny afo raha hahandro vary ianao ~ Velona indray ny hatezerany nandre izany teny izany
Mihiratra, voasoritra, manan-kery: Mbola velona tsara izany fiteny izany ~ Mbola velona mandraka ankehitriny ny "Kitay telo andalana"
Manomboka: Naka akalana iray avy izahay telo lahy dia velona tamin' izay ny resaka
Izaitsizy, aoka izany, fatratra: Maimbo velona io hena io izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Living, alive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vivant [1.8]
 Tout ce qui est vivant, aussi bien les plantes que les animaux et les humains [1.196]
Ohatra 
1fa raha velona ny aina tsy maintsy mihaona [2.131]
2Mbola velona ihany hianao Razay! [2.324]
3Filazana toetr'olom-belona hiany izany. [2.59]
4Raha velona moa aho, iza no mba hovantaniko? [2.471]
5tsy anisan' ny velona intsony ny zokiko. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : velona, velon', velon-, velom-, velo-
Tovonana : -belona, -belon', -belon-, -belom-, -belo-
Filaza mandidy : veloma
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Zanakanarana Md François hafatra velona
Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra velon > velona
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny atao firarian-tsoa raha misy olona mievina: Velona e! [1.1]

Teny iditra velon > velona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Be voninahitra [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra velon > velo-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe velona
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra velon > velo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] velona [1.78]
  [Taisaka] sitrana [1.78]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra velon > velo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] (= velona (Merina) : qui pousse, comme font les plantes). C'est le nom d'un champignon : Volvaria volvacea (Bull.) Singer (Pluteaceae). Comestible et d'un goût excellent, ce champignon est appelé par les Européens : « champignon du baobab », parce qu'il se développe souvent sur les troncs des arbres après leur battage ; les éleveurs abattent ces troncs énormes qui servent de réserve d'eau pour le bétail pendant la saison sèche. Sur les champignons comestibles de Madagascar, nouvelle série, n° 28 (janvier 1941) p. 126 et sp. [1.196]
Anarana siantifika Volvaria volvacea
Voambolana 