|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Rona, fihilanana, firaikana [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Anarana :

Teny iditra (2/2)7  vena
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1]
Voambolana  10  Haiaina

Fivaditsoratra  11  nave, vena

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08