|
|
|
|

Teny iditra1  verobe
Singan-teny  2  vero, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny lehibe indrindra amin' ny vero
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de vero et be : grand). Hyparrhenia cymbaria (L.) Stapf et Hyparrhenia variabilis Stapf (Poaceae). Bonnes fourragères à l'état jeune. [Merina]
Ohatra  6  Toy izao no toetoetrany, asesy avy any atsimo : Àmbohipotsy dia vato be mikitrana elanelan' ny verobe lava sy ny kiribitrala famitsaban' ny amboadia. [1.437#]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  berevo, verobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02