Teny iditra veromanga (vero, manga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy herbe [Callet: Tantara]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de vero et manga : beau, de couleur violacée). Nom cité par Malzac. Forme à feuilles teintées d' Hyparrhenia hirta (L.) Stapf (Poaceae). Malzac en fait à tort un andropogon. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Hyparrhenia hirta
Ohatra Fantaka an'ambo nifandrondron-doha
veromanga nifandray tendro
hianareo soa izahay tsara
hianareo tsy tia izahay afa-po
[Fox: Hainteny, laharana 218]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31