Teny iditra | 1 vidy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] price, value |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] prix 6 [1.3, 1.5] valeur |
Ohatra |
7 Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472] |
Voambolana |
8 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 vanga |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 50 Ohabolana misy io teny vidy io |
Fivaditsoratra | 51 vidi, vidy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |