|
|
|
|

Teny iditra1  viliantsahona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-javamaniry fahita eny amorondrano na amin' ny tany be petsapetsa, somary mitapelapelaka kely ny raviny ary fanaon' ny olona ody tazo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (« assiette de grenouille »). Nom donné à diverses plantes aquatiques dont les feuilles ressemblent plus ou moins à des assiettes ; feuilles rondes. Ce sont surtout suivant les dialectes :
Hydrocotyle superposita Baker, Hydrocotyle tussilaginifolia Baker et Hydrocotyle umbellata L. (Araliaceae) [Merina]
Hydrocotyle bonariensis Lam. (Araliaceae). [Betsimisaraka]
Voambolana  5  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Singan-teny  6  vilia, sahona
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny viliantsahona io

Fivaditsoratra  12  hantsoavaliny, hotsivalanany, viliantsahona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21