|
|
|
|

Teny iditra1  vinitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tezitra, mampiseho endrika tsy faly: Vinitra erỳ izy niditra tao antrano
Henjana manao tsy an-kihetsika (filaza amin' ny miaramila): Vinitra daholo ny miaramila nanao sapaoritra raha nandalo ny lehibe
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] angry in looks, but not speaking; displeased, strutting in anger; it is more intense in meaning than tezitra
used of the steady march of soldiers
5  [1.7] showing anger but not speaking
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] faché, en colère, irrité, taciturne, de mauvaise humeur
se dit aussi du soldat qui se tient raide
7  [1.8] qui est fâché mais qui ne parle pas
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Filaza mandidy :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny vinitra io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21