Teny iditra visim-pandrindrana (visy, rindra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy visy ahazoana manitsy ny fipetraky ny singa amin'ny fitaovana [SLP 1986]
Famaritana frantsay vis de réglage [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra visim-panovàna

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/12