|
|
|
|

Teny iditra1  visim-panovana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] visy ahazoana manitsy ny fipetraky ny singa amin'ny fitaovana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] vis de réglage
Voambolana  5  Haitao
Singan-teny  6  visy, fanovana
Tovy hevitra  7  visim-pandrindrana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10