Teny iditra visy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy jereo saikiro [SLP 1986]
Famaritana frantsay vis [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Raha mitady hikofokofoka ianareo, koiky! hidianay ny visy. [Andraina: Mitaraina, takila 225]

Teny iditra Visy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana malagasy jereo rano visy [3.1]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/23