Teny iditra ranovisy
Singan-teny rano ; Visy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin' aty: Eto Madagasikara, dia ao Antsirabe no misy ranovisy [1.1]
Ohatra 
1ny rano mafana filomana, ny rano visy fisotro. [2.59]
2Hanara-dohasaha any anatin'ny vondrona sy ny ranovisy any ny roa lahy amintsika, ndrao misy misitrika any ny zaza amim-behivavy, fa ny roa lahy kosa hanaraka ny tanety, ka hitazana izay alehan'ny olona. [2.324]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: eau de vichy.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17