Teny iditra (1/2) | 1 vitsika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 ants [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 fourmi [1.3, 1.8] |
Ohatra |
6 Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika. [2.296] 7 Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana. [2.445] |
Voambolana |
8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny vitsika io |
Lahatsoratra |
16 Randzavola: vitsika ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 17 vitsika |
Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
19 Se disait dans le sens de nombreux [2.415] 20 nombreux, innombrable [1.3] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |