Teny iditra | 1 voabanga |
Fototeny | 2 banga |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#73] édenté, ébréché |
Ohatra |
5 hihorohoro ny mandanao noho ny fikorodondrodon' ny mpitaingin-tsoavaly sy ny kodia sy ny kalesy, raha miditra eo amin' ny vavahadinao tahaka ny olona miditra amin' ny tanàna izay voabanga izy. [2.996#33.026.010] |
Tovy hevitra | 6 binanga |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |