Teny iditra | 1 voabango |
Fototeny | 2 bango |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] plaited in the form called bango |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#74] mis en touffes |
Ohatra |
6 Famisavisana ihany anefa izay, fitsikerana ara-tsaina: fa amin'ny tena kabary aman-dahateny, dia mifameno sy mifampiditra avokoa ireo fomba voabango rehetra ireo. [2.298#] |
Voambolana |
7 Fandram-bolo |
Tovy hevitra | 8 binango |
Fivaditsoratra | 9 voabango, voabonga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |