|
|
|
|

Teny iditra1  voady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba
4  Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a vow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  voeu [1.3#842, 1.8]
7  offrande promised par voeu, ferme résolution [1.3#842]
Ohatra  8  Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika. [2.499#19]
9  Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha; [2.245#137]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Mpanahaka  14  dina, teny nomena, orimbato, lokaloka, tsikafara
Kamban-teny 
Lahatsoratra  17  Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30