|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  voafina
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#A81]
4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] concealed, hidden
buried, in speaking of a deceased sovereign
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] caché, recelé, tu
Ohatra  7  [2.643#] Naseho miharihary tsy voafina intsony.
8  [2.996#12.11.2] ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy
9  [2.996#43.2.3] Angamba ho voafina ianareo amin' ny andro fahatezeran' i Jehovah.
10  [2.5#] izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny.
11  [2.5#] izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny.
Fototeny  12  afina
Haiendriteny 
13  Ny lasa :
Tsipelina hafa  14  voaafina

Teny iditra (2/3)15  voafina
Sokajin-teny  16  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] measured by the space included by the tip of the forefinger and the thumb.
Voambolana  18  Toerana
Fototeny  19  fina

Teny iditra (3/3)20  voafina
Sokajin-teny  21  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  22  [1.2] pressed close by the hands, held fast
Fototeny  23  fina

Fivaditsoratra  24  fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafain, voafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21