Teny iditra voahaino (haino)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Heard attentively, listened to, obeyed. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Écouté, exaucé [1.3]
Ohatra Indray voahaino teo anatrehan' ny voninahitr' ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20