Teny iditra | 1 voahaino |
Fototeny | 2 haino |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] heard attentively, listened to, obeyed. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Écouté, exaucé |
Ohatra |
6 Indray voahaino teo anatrehan' ny voninahitr' ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo. [2.996] |
Fivaditsoratra | 7 anivohoa, havionao, havoinao, hiovanao, hoavinao, hovoanay, iovohana, ivohanao, ovohanay, vaohaony, voahaino, vohainao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |