Teny iditra | 1 voahevaheva |
Fototeny | 2 hevaheva |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 élevé au-dessus du sol [1.3#241] |
Ohatra |
6 Amin' ny ondralahy fanokanana, amin' izay anjaran' i Aarona sy amin' izay anjaran' ny zanany, dia hohamasininao izay efa voahevaheva sy izay efa voasandratra, dia izao avy: ny tratra voahevaheva sy ny soroka voasandratra [2.996#02.029.027] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |