Teny iditra | 1 voahirana |
Singan-teny | 2 voa, hirana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavamaniry any anaty rano izay mamony ny tatamo (Nymphaea stellata) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a kind of water lily |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] espèce de nénuphar 7 [1.196] (de voa : fruit ; et hirana : facilement accessible). Nom donné au fruit et à la plante : Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae). Espèce très commune et des eaux peu profondes. Nom et identité cités par Malzac, Decary, Descheemaeker, etc. Les graines étaient rarement consommées (aliment de disette) mais le tubercule était autrefois couramment utilisé comme « aliment secondaire ». Sa consommation répétée pouvait provoquer l'impuissance chez les hommes. [Merina] 8 [Betsileo] |
Ohatra |
9 voahirana an-drano maria! [2.5] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny voahirana io |
Fivaditsoratra | 13 haravonay, harovanay, havarinao, hiarovana, hiravanao, hivoarana, horavanay, ivahorana, ivorahana, rahoviana, vahoranay, voaharina, voahirana, voarihana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |