Teny iditra voainga (ainga)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Lifted up, raised up. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu' on a soulevé, levé, qu'on est allé chercher [1.3]
Ohatra 
1ary hotapahina ny sandry efa voainga hanao ratsy? [2.996]
2Ry Iaveh ô, ny tànanao efa voaainga tsy hitan' izy ireo. [2.996]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/01