|
|
|
|

Teny iditra1  voajery
Fototeny  2  jery
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] looked at, inspected
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#294] regardé
Ohatra  7  Fa izao hiany no voajery hitan'ny mponina eto Antananarivo : mpitandrina izy ka tsy hita mivarotra [2.59#293]
Tovy hevitra  8  jinery
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny voajery io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11