|
|
|
|

Teny iditra1  voakasa
Fototeny  2  kasa
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#315] proposé, préparé, attendu
Ohatra  6  hohamafisiny amin' ny fahefany anie ny hevitra voakasa rehetra izay ao am-ponao, ka hankalazaina noho ny aminao Jerosalema; [2.996#]
Tovy hevitra  7  kinasa
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny voakasa io

Fivaditsoratra  9  asavako, asavoka, sakavao, voakasa, voasaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23