Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : voalavo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Amboalahy mitsaba-doharano : tsy hetaheta fa hasomparana. [2.558 #167, 2.653 #137]
Amboa mitsaba-doharano: tsy hetaheta fa hasomparana. [2.165] Voalavolahy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat qui plonge dans une source : ce n' est pas qu' il ait soif mais il veut troubler l' eau et nuire aux autres. [2.415 #178]
Un chien qui se jette dans une source: ce n' est pas de la soif, c' est de la méchanceté. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait la méchanceté des sorciers et mauvaises gens. [2.415 #178] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza malahelo maty voalavo fa ny any Aza mba malahelo maty voalavo, fa mbola hiakatra ny any | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza manao fy ny voalavo, fy ny trandraka. [2.165 #518, 2.653 #446] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne dites pas que le rat est excellent et que le porc-épic est délicieux. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut distinguer, choisir: le porc-épic seul se mange. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza manao lainga marivo tototra, ka ny Aza manao lainga marivo tototra, ka ny tongo-tsaka no lazaina lanim-boalavo. [2.558] Aza manao lainga marivo tototra, ka ny tongo-tsaka no lazain- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas de mensonges faciles à découvrir : c' est comme si vous disiez que la patte d' un chat a été mangée par un rat. [2.415 #4910]
Ne pas inventer des mensonges trop évidents, comme de dire que la patte du chat a été mangée par le rat. [2.974 #139] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza mandrava efa hoatry ny voalavo. [2.415 #2350]
Mandrava efa ohatra ny voalavo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazanaireo olona manimbanimba ny zavatra tsara, manakorontana ny efa milamina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas comme les rats qui déchirent et qui dégradent tout. [2.415 #2350] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des dissipateurs gaspillant tout. [2.415 #2350] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza mankafy voalavo noho trandraka. [2.415 #2033, 2.653]
Tsy mety raha mankafy ny voalavo noho ny trandraka. [2.558 #4636] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne préférez pas le rat au tendrac. [2.415 #2033] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne soyez pas excentrique, mais faites comme tout le monde. [2.415 #2033] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza ny firongarongan’ ny voalavo no heverina, fa ny Tsy ny firongarongan’ ny voalavo no jerena ; fa ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Hianao voalavo mamono ny vary, izaho totozy mitsimpona ny raraka. [2.558 #1331]
Hianao voalavo mamono vary ; izaho totozy mitsimpona ny raraka. [2.415 #4346, 2.653 #1067] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous êtes le rat qui détruit les touffes de riz, et moi je suis la souris qui ramasse les grains tombés. [2.415 #4346] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des grands et petits unis pour détrousser les gens ; se disait aussi des ménages de voleurs. [2.415 #4346] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Mason-tsokina : izay any ny tena kely ahiratra. [2.653 #1652]
Mason-tsokina : izay an' ny tena kely ahiratra. [2.415 #2208] Mason-tsokina, ka izay an' ny tena kely ahiratra. [2.165 #1367] Mason-tsokina ka ny an' ny tena kely no ahiratra. [2.558 #2160] Mason-tsokina ka ny kely ananana no ahiratra. [1.1 #35] Mason-tsokina, masom-boalavo, izay kely ananana ahiratra. [2.415 #844] Mason-tsora, mason-tsokina : ny kely ananana ahiratra. [1.147 #M89] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy misahirana mitady zavatra tsy takatra, fa ny kely ananana no ampiasaina. [1.1 #35] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Yeux de hérissons, yeux de rats, quoique petits on les fait voir. [2.415 #844]
Les yeux du hérisson: ce qu' il a à sa petite personne, il l' ouvre bien. [2.165] Oeil de hérisson : l' oeil qu' on a, si petit soit-il, on l' ouvre et on l' écarquille. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chacun jouit de son bien, si petit soit-il : l'oeil du hérisson est petit ; ce proverbe se disait aussi de la destinée : que chacun s'estime content de son sort. [2.415]
S' applique à celui qui sait bien se servir du peu qu' il possède. [2.165] Se contenter du peu qu' on a. [2.415 #844] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Matokin’ ody voalavo angaha hianao, no mamono hena Matoky ody voalavo, ka manao hena an-joron-damba. [2.558 #145] Matoky ody voalavo va hianao no manao hena an-joron-damba? [2.165 #87] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comptez-vous donc sur quelque talisman contre les rats que vous enveloppez de la viande au coin de votre lamba ? [2.415]
Est-ce parce que vous avez confiance en un charme contre les rats que vous mettez de la viande dans un coin de votre lamba? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. ne vous exposez pas inutilement à la tentation ou au danger. [2.165]
Il ne faut pas s' exposer au malheur. [2.415 #6308] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Mialikalika ohatra ny voalavo : ny Mialikalika toy ny voalavo : ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mener une vie dévergondée comme les rats : ils font leur sabbat la nuit alors qu' il faudrait dormir. [2.415 #3037] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | mifanena Toy ny voalavo mifanena Toy ny voalavo mifanena Toy ny voalavo mifanena Voalavo mifanena | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme deux rats qui se rencontrent sur un bois traverse de maison, dans un passage étroit et élevé : que chacun protège sa vie, le chemin est étroit. [2.415 #3528]
Des rats se rencontrant sur une poutre haute et étroite: chacun cherche à préserver sa vie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d'une lutte entre deux puissants. [2.415 #3528] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Mikiakiaka sy mijafajafa hoatry ny voalavo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Crier et se débattre comme un rat pris au piège. [2.415 #5010] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Mitady handrovitra any Imerina hoatry ny voalavo mandrovi-damba. [2.415 #294] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Tenter de faire un trou à l'Imerina, comme des rats font un trou à un habit. [2.415 #294] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des ennemis de l'Imerina. [2.415 #294] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Moa raha mikorintsana dia ambarivatry, raha mitety harana dia voalavo, ary raha mibohaka dia landihazo? [2.558 #2541]
Moa raha mikorintsana, dia amberivatry ; raha mitety harana, dia voalavo ; raha miboha, dia landihazo ? [2.415 #5920, 2.653 #1933] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Tout ce qui résonne est-il de l'ambrevade ? tout ce qui court sur les rochers est-il un rat ? tout ce qui est floconneux est-il de la ouate ? [2.415 #5920] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des apparences trompeuses. [2.415 #6017] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Mpanan-karena mahihitra : manao soavaly voalavo, ka any | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Riche qui est avare : avec des rats il fait des chevaux, et c' est dans le fossé qu' il commence à les faire galoper. [2.415 #2309] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les enfants disaient ces paroles. [2.415 #2309] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Mpandrava efa, toa voalavo. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un destructeur de ce qui est achevé, tel un rat. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Nahoana no dia sahisahy foana tahaka ny voalavo, ka tranom-pahavalo no ivelomana ? [2.558]
Nahoana no dia sahisahy hoatry ny voalavo ka tranom-pahavalo no ivelomana ? [2.415 #6313] Nahoana no dia sahisahy, ohatra ny voalavo, ka tranom-pahavalo no ivelomana ? [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi être téméraire comme le rat qui vit dans la maison de ses ennemis ? [2.415 #6313] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Ny voalavo no mahazo homana entana, ny jiro no maty takariva. [2.415 #4312, 2.653 #2483] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si les rats peuvent ronger les paquets, c' est que la chandelle est éteinte dès la tombée de la nuit. [2.415 #4312] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut prendre ses précautions contre les voleurs. [2.415 #4312] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny voalavo no tsy mihetsika, ny saka no mbola mihiratra. [2.974 #276]
Ny voalavo no tsy nihetsika, ny saka no mbola mihiratra. [2.653 #2484] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si le rat est immobile, c’est que le chat a encore l’œil ouvert. [2.974 #276] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Rafotsibe mivaro-boanatsindrana : ny antoandro | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Toy ny voalavo Toy ny voalavo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pareil à un rat grimpant le long d' une muraille: les cris (des gens de la case qui le regardent) sont épouvantables. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Toy ny voalavo sy ny totozy : iray volo, fa tsy iray raharaha. [2.974 #428, 2.653]
Toy ny voalavo sy ny totozy : iray volo, tsy iray raharaha. [2.415 #400] Totozy sy voalavo: iray volo, fa tsy iray raharaha. [2.165 #310] Voalavo sy totozy : iray volo fa samy hafa raharaha. [2.558 #4980] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme les rats et les souris : ils ont même couleur, mais ils n' ont pas mêmes moeurs. [2.415]
Les souris et les rats: ils sont de même couleur, mais ne travaillent pas ensemble. [2.165 #310] Rat et souris : même apparence, métiers différents. [2.974 #428] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tous, soldats et civils, doivent servir le souverain, mais chacun le sert à sa manière ; se disait de la division du travail. [2.415 #400] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Totozy batry nify sy voalavo tsindohaina, ka Totozy batry nify sy voalavo tsindohaina : Totozy batry nify sy voalavo tsindohaina : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Souris qui a de grosses dents et rat teigneux : deux imbéciles se rencontrent. [2.415 #2117] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Totozy sy voalavo, ka tsy izay lehibe no zokiny, fa samy manana ny taonany ihany. [2.558 #273]
Voalavo sy totozy : tsy ny lehibe no zokiny ary tsy ny kely no zandriny, fa samy manana ny vahany. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Tsy maty voalavo | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Tsy misy mateza milevina hoatry ny voalavo ; fa raha mitranga izy, dia hanin' ny saka. [2.415 #6258]
Tsy misy mateza milevina ohatra ny voalavo; fa raha mitranga izy, dia hanin' ny saka. [2.165] Tsy misy mateza milevina ohatra ny voalavo, fa raha mitranga lanin' ny saka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aucun animal ne reste aussi longtemps enterré qu' un rat, mais quand il sort de son trou, il est pourtant mangé par le chat. [2.165]
Il n' y a pas d' animal qui reste enterré comme un rat, mais lorsqu' il sort de son trou, il est mangé par le chat. [2.415 #6258] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Tsy ny firongarongan' ny voalavo fa ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Valavo ho velona, Voalavo no velona, akaiky ny lavany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Valavo lahy Voalavo lahy mitondra zevona: feno ny lailainy foana [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Valavo Valavo Voalavo norangotin-tsaka: tsy maty fa lava volo (mahia koa). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Valavo nitety amandotra : tsy mbola dila ny lohany ka Valavo nitety amandotra: tsy mbola dila ñy lohany koza ka Voalavo nitety mandotra: tsy mbola afaky ny lohany akory ka mikiakiaka. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Voalavobe latsaka am-bilanibe : ny kiry be ihany, fa ny Voalavo latsaka am-bilanibe : ny kiry be ihany, fa ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Gros rat qui est tombé dans la grande marmite : la volonté et l' opiniâtreté ne lui manquent pas, mais c' est l'issue pour sortir qui lui manque. [2.415 #6392] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne suffit pas de vouloir avec obstination pour réussir. [2.415 #6392] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Voalavolahy mikiky vy : tsy nahazo na hatao ody lolo aza. [2.415 #4332, 2.558 #4967, 2.653 #3699] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat qui ronge du fer : il n' en a rien pris, pas même un petit déjeuner, pas même de quoi calmer les maux d' entrailles. [2.415 #4332] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l'insuccès dans une entreprise. [2.415 #4332] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Voalavolahy mila loza, ka miditra an-trano misy saka. [2.558 #4968]
Voalavolahy mila loza : miditra an-trano misy saka. [2.415 #6331, 2.653 #3700] Voalavolahy mila loza; saka matory ka Voalavolahy sasatry ny miaina: saka matory ka Voalavo sasatra ny miaina, ka mandalo ambany ny saoky ny saka. [2.653 #3696] Voalavo sasatra ny miaina: saka matory ka Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo ambanin' ny saokan' ny saka. [2.165 #874] Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo ambanin' ny saoky ny saka. [2.415 #6335, 2.974 #292] Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo saokan-tsaka. [2.558 #320] Voalavo sasatry ny miaina raha saka matory ka | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy tokony ho sahisahy foana ka manakaiky ny loza mahafaty. [1.1]
Enti-milaza ireo olona sahisahy loatra ka tsy mitsapa izay mety hahafaty azy akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Courir à sa perte comme un rat qui irait tirer la moustache d' un chat qui dort. [2.415 #6332]
Rat fatigué de vivre, et qui passe sous le menton du chat. [2.974 #292] Rat fatigué de vivre : il passe sous le menton du chat. [2.415 #6335] Un rat qui en a assez de la vie et il passe sous le menton du chat. [2.165 #874] Un rat qui entre dans une maison où il y a un chat, est un rat qui cherche malheur. [2.415 #6331] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Qui s' expose au danger y périra. [2.415 #6335]
Se disait des gens qui s'exposent au danger. [2.415 #6331] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Voalavo latsaka am-bilanibe ka tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat tombé dans la grande marmite, il ne peut plus en sortir. [2.415 #5517]
Un rat tombé dans une grande marmite et qui ne peut plus en sortir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L' ouverture de la grande marmite est petite et les bords en sont rentrants. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Voalavo latsaka am- | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Voalavo latsaka Voalavo mianjera Voalavo nianjera | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat qui tombe de très haut : passe pour la chute, mais ce qui est insupportable ce sont les huées des gens qui sont là. [2.415]
Un rat tombé d' une poutre: sa chute est supportable, mais non les cris des gens (qui sont dans la case). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Voalavo manaiki-by, ka ny tsy laitra hanina no hanihaniny. [2.415 #2125]
Voalavo manaiki-by ka ny tsy laitran' ny nify no vazivazina. [1.1] Voalavo manaiki--by ka ny tsy laitry ny nify no hanihanina. [1.3 #843] Voalavo manaiki--by, ka ny tsy laitry ny nify no vazivazina. [2.415 #6333] Voalavo nanaiki--by : ny tsy laitry ny nify avy no inanina. [2.558 #4977] Voalavo nanaiki-by: ny tsy laitry ny nify avy no mba hanihanina. [2.653 #3695, 2.974] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo manandranandram-poana ka ny tsy azo atao no naikanaikana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui tente l' impossible est comme le rat qui veut ronger le fer et s' attaque à plus fort que lui. [2.415 #6333]
Rat qui ronge du fer : pourquoi s’attaquer à plus fort que ses dents ? [2.974 #291] Tenter l' impossible, c' est faire comme le rat qui mord du fer : il veut manger ce qui ne peut pas être mangé. [2.415 #2125] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui voulaient l'impossible. [2.415 #2125] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Voalavo mandositra andro : mahin' ny fanahy ratsy natao alina. [2.558 #4971]
Voalavo mandositra andro : mahin' ny fanahy ratsy natao halina. [2.653 #3691, 2.415] Voalavo mihazakazaka andro ka mahina ny ataony. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat qui court le jour : c' est qu' il craint d' être appréhendé pour ses rapines de nuit. [2.415 #4334] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui n'ont pas la conscience tranquille. [2.415 #4334] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Voalavo mihazakazaka alina : tsy ny lalana no mahamaika, fa ny fanahy ratsy atao andro lava no mahamaody. [2.415 #4333, 2.653 #3692]
Voalavo mihazakazaka alina, tsy ny lalana no mahamaika, fa ny fanahy ratsy natao andro lava no mahamaodimaody. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat qui court la nuit : ce n' est pas qu' il soit pressé par le chemin à parcourir, mais il craint à cause des rapines qu' il fait tout le jour. [2.415 #4333] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dit de ceux qui ont des remords, alors même que leurs mauvaises actions ne sont pas découvertes. [2.415 #4333] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Voalavo mihazakazaka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat courant à un endroit très élevé, veille sur ta vie, car l' endroit où tu tomberas est bien loin. [2.415 #6262] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Soyez vigilant et prévoyant. [2.415 #6262] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Voalavo mitety vazan-trano misy saka, ka fohy andro andehanana. [2.165 #873, 2.415 #6334, 2.558 #4975] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat qui court dans une maison où il y a un chat : il n' a pas longtemps à courir. [2.415 #6334]
Un rat qui court dans une maison où il y a un chat, ce ne sera pas pour longtemps. [2.165 #873] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Voalavo mitsaba-dronono, ny kibo tsy voky, fa ny rambo no lena. [2.558 #4976, 2.653 #3694] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||