|
|
|
|

Teny iditra1  voaloaka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Ohatra  4  [2.366#] Ary dia nizaha ny tafondro efa voarendrika indray izahay, ny tsy mbola voaloaka.
5  [2.69#] Nony voaloaka ny rindrina, dia lasa izy namono vantotr' akoho sy nahandro vary kely.
Fototeny  6  loaka

Fivaditsoratra  7  voalaoka, voaloaka, voaolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21