|
|
|
|

Teny iditra1  voamaintilany
Singan-teny  2  voa, mainty, ila
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavamaniry mandady mizara mainty sy mena ny voany, madini-dravina ary marikivy raha tenehina, fanao ody kohaka
5  Sakalava: masonamboangara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  espèce d’arbrisseau ; la graine de casse-cavelle, dont une partie est noire (mainty ilany) [1.3]
7  (de voa : graine ; et maintilany en partie noire) Nom surtout donné suivant les dialectes, aux espèces suivantes :
8  Abrus precatorius L. (Fabaceae). C'est une liane appelée par les Français « Réglisse du pays » parce que sa racine sucrée a des propriétés analogues à celles de la réglisse. Les feuilles passent pour antitussives en décoction. Quant aux graines, rouges avec un côté noir, elles sont surtout utilisées pour faire des colliers à bon marché. Leur toxicité est bien connue ; Voir voamahatorana. [Betsileo] [1.196]
9  [Betsimisaraka]
10  [Merina]
11  Nom relevé par Faublée et Leandri pour Abrus aureus R. Vig. (Fabaceae). [Sakalava]
12  d'après Pernet, ce nom serait aussi donné à un
cadia (Fabaceae), dont la décoction des tiges feuillées passe pour antitussive et est administrée en cas de coqueluche. Traces d'alcaloïdes (environ 0,007 %). Voir Mémoires Institut Scientifique Madagascar, série Biologie Végétale, Tome 9, p. 259 (1959). [Vakinankaratra] [Sakalava]
Ohatra  13  Hianao no voamaintilany hany sisa, hazo dimbin' ny ala, vorom-panova hena, ary Andriananona sy Ranona no ho velona. [2.69#]
14  Amin' ny lafiny iray aza dia tato amin' ity vanim-potoana ity no ahitantsika mpanoratra natao ho voamaintilany, hany sisa toa an-dry Andriamanantsiety [2.285#]
Voambolana  15  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny voamaintilany io
Sary 
18 
19 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14