Teny iditra (1/3) | 1 voamasina |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] consacré, sanctifié, bénit |
Ohatra |
4 [2.296] Dia voamasina ho mpisikidy na ho mpitahiry sampy iny olona iny, afa-kanoro ny olona ny mahasitrana sy mahavelona sy ny tsy hita, na ny fomba fangataka amin' ny ranakandriana. |
Fototeny | 5 hasina |
Teny iditra (2/3) | 6 voamasina |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.196] [Merina]
(de voa : fruit ; et masina : sacré). Phyllarthron bojeranum DC. (Bignoniaceae). Arbre à fruit comestible, souvent planté dans les anciennes résidences royales notamment à Ambohimanga. Le fruit acidulé est riche en acide ascorbique ; il était recherché par les enfants. Les feuilles recouvertes d'un enduit cireux, servaient paraît-il à transmettre des messages. On peut écrire avec une simple pointe de bois et le tracé reste net même lorsqu'on frotte la feuille. Encore appelé zahana |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 11 voamasina |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.196] [Betsimisaraka]
(de voa : fruit ; et masina : sacré). Phyllarthron ilicifolium (Pers.) H.Perrier (Bignoniaceae). Nom relevé par Chapelier, lettre du 2 prairial An 12 (22 mai 1804). « Voué-massine » : fruits acides formant des gousses presque sphériques, monospermes et noires dans leur maturité. La semence est entourée d'une pulpe brune, spongieuse, d'une acidité fort agréable ». |
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 16 amosavian, amosavina, isavoanam, misavoana, misavoàna, namosavia, voamasina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |