Teny iditra |
voangy
(angy)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Ornamented, embellished [1.2]
|
|
Teny iditra |
voangy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka, Tanala]
Voasary: Voangin'omarare: sad'tso an'na tse men'olo (voasarin'ny marary: ka sady tsy hohanina no tsy omena olona) [1.78]
|
| [Taisaka]
Voasary makirana [1.78]
|
| [Tanosy]
Voasary mamy [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(ce mot paraît venir de voangy : corail, perles rouges ; il devait donc à l'origine désigner plutôt un agrume à fruit orangé plutôt qu'un citron vert). Devenu synonyme d'agrumes, fruits des
citrus (Rutaceae). Dubois, Dictionnaire Betsileo, écrit simplement : « gros citron ».
[1.196]
|
Voambolana |
Ohabolana |
|